|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrairay
Fototeny  2 rairay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao
9 Mangalangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to receive, to accept. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 toucher à tout, voler de petits objets [1.3#500]
Ohatra  12  Aza dia tametraka loatra fa ny ankizy anie ka tia mandrairay e! [2.445#]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandrairay, 14 mandriaria, 15 maraindray

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21