Teny iditra | 1 mandrakizay doria |
Singan-teny | 2 mandrakizay, doria |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] toujours éternellement |
Ohatra |
5 Hahatsara fara ny taranakareo mifandimby mandrakizay doria doria. [2.528#26] |
Tovy hevitra | 6 mandrakizay alaovalo, mandrakizay antaranoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |