|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrakotra
Fototeny  2 rakotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cover, to shelter. [1.2]
10 to cover [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 couvrir [1.8]
Ohatra  12  Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472#155]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandrakotra

Fivaditsoratra  mandrakotra, 14 mandrokatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20