|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandramby
Fototeny  2 ramby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misambotra tampoka ary an-kery amin' ny nify [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 saisir subitement avec les dents, mordre [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  mandramby
Fototeny  11 ramby
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Bara] mandray [1.78]
14 [Bezanozano] manaiky, mandray [1.78]
15 [Sihanaka] manikitra, mandray [1.78]
16 [Tanosy] mandray [1.78]
17 mandrefy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  18 prov. For mandray (ray) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 lever [1.13]

Fivaditsoratra  mandramby, 20 mandrimbà, mandrimba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19