Teny iditra mandrangitra (rangitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hampaharanitra; mandranitra [1.1]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Mandranitra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To sharpen, to point. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrangitra
Ny lasa : nandrangitra
Ny hoavy : handrangitra
Filaza mandidy : mandrangita
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05