|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrangy
Fototeny  2 rangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahia, mihamahia, mihakaozatra, mandràka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 maigrir [1.3#507, 1.196]
9 être maigre [1.3#507]
10 devenir squelettique. [1.196]

Teny iditra (2/2) 11  mandrangy
Fototeny  12 rangy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  18 [Provincial] to colour, to paint [1.2]

Fivaditsoratra  mandrangy, 19 mandringa, mandringà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19