|
|
|
|

Teny iditra 1  mandranitra
Fototeny  2 ranitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika
9 Manasa, maka maso
10 Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady
11 Mitana sakaiza ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to sharpen; to point. [1.2]
13 to sharpen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 affûter, aiguiser [1.8]
Ohatra  15  Samy mahay mandranitra volom-borona ny mpanoratra, fa sampianarana koa izany. [1.437#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mandranitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20