|
|
|
|

Teny iditra 1  mandranto
Fototeny  2 ranto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe
9 Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to trade, to traffic, to engage in commerce. [1.2]
11 to travel about trading [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 trafiquer en voyageant [1.8]
Ohatra  13  mandranto fianarana didy akanjo ny tanora. [2.445#]
14  fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto [2.131]
15  Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka. [1.437#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mandranto
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21