|
|
|
|

Teny iditra 1  mandraoka
Fototeny  2 raoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika
9 hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any
10 Mipaoka, mifaoka zavatr' olona
11 Mamabo, manosy (fananan' olona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to gather, to collect. [1.2]
13 to gather together in a mass; to seize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 ramasser en une masse; saisir [1.8]
Ohatra  15  Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana. [4.27#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandraoka
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mandaroka, mandraoka, 19 mandroaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21