|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrapaka
Fototeny  2 rapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sihanaka] mihinana paraky [1.78]
9 Mihinana avy hatrany dia any am-bava
10 Mandray tsy mifidy
11 Mandray tsy mifidy izay rehetra hita [1.1]

Teny iditra (2/2) 12  mandrapaka
Fototeny  13 rapaka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  18 to make planks or mats lie level on the floor, etc., all the way around [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20