|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandravoka
Fototeny  2 ravoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitoto vary betsaka, izaitratra
9 Mikapoka ela amin' ny tehina na langilangy
10 Maharitra, mahari-pery [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  mandravoka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] mipetraka [1.78]

Fivaditsoratra  14 mandrakova, mandravoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20