|
|
|
|

Teny iditra 1  mandreboka
Fototeny  2 reboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mambosibosika, mihinana an-kisesy [1.1]

Fivaditsoratra  mandreboka, 9 mandrobake

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04