Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mandrehoka
(
rehoka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
Mandefa, mamoaka rehoka:
Mandrehoka lava io antidahy io. / Mandrehoka ra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandrehoka
Ny lasa :
nandrehoka
Ny hoavy :
handrehoka
Filaza mandidy :
mandrehofa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05