Teny iditra | mandrendrindrendrina (rendrindrendrina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny maso manjavonjavona noho ny havesaran' ny loha na avy nijery zavatra mahajemby [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir la vue troublée et fatiguée par suite d’une lourdeur de tête ou parce qu’on a regardé des objets éblouissants [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |