|
|
|
|

Teny iditra 1  mandreraka
Fototeny  2 reraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra
9 Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy
10 Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to make tired, to exhaust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [1.3]
13 épuiser, affaiblir [1.8]
Ohatra  14  - mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
15  Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka. [2.4#36]

Fivaditsoratra  16 mandrarake, mandreraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20