|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrezatra
Fototeny  2 rezatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 roter [1.3#530]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  mandrezatra
Fototeny  12 rezatra
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 clouer avec un gros clou [1.3#530]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21