|
|
|
|

Teny iditra1  mandriandriaña
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] maharikoriko, mahoron-koditra: Mandriandriaña koja aba i tañambavy mijaha i hongone (mihoron-koditra kosa i Tañambavy mijery ny tongony)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07