Teny iditra | mandripake | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Ringana, lany tamingana, mandringana: Lane aripaky ny barika aby ny akohonay [1.78] | |
Tovy hevitra | miripake | |
Fivaditsoratra | mandrepaky, mandripake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |