|
|
|
|

Teny iditra 1  mandritika
Fototeny  2 ritika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manaja, manome voninahitra: Raha mandritika ahy, mba ritihiko, raha maneva (manivaiva) ahy, mba evaiko [1.1]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21