| Teny iditra | 1 mandrivirivy |
| Fototeny | 2 rivirivy |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be thrown in large numbers, as stones
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux
[1.8] |
| Ohatra |
10 Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.
[2.472#65]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|