|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrobaka
Fototeny  2 robaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka, maninteraka, manatrobaka [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mandrobaka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antambahoaka] mandravina, manala ravina [1.78]

Fivaditsoratra  12 mandraboka, mandrobaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04