|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrohona
Fototeny  2 rohona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miraondraona, toy ny kotroka any lavitra, na ny onjan-dranomasina
8 Mandeha miara-be [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20