|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrombaka
Fototeny  2 rombaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako
9 Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to snatch away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 prendre par la force, saisir [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20