|
|
|
|

Teny iditra1  mandrongatra
Fototeny  2  rongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitroatra mivoaka ny vala: Nandrongatra ny omby fa vonjeo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  mandrangotra, mandrongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21