Teny iditra (1/2) | 1 mandrongatsa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mampalaky, mandodona: Aza rodoñina roke liaka ny aombe lehe miroroña fange folaka (Aza dodonina letsy ny omby raha midina fandrao folaka [tapaka]) |
Teny iditra (2/2) | 4 mandrongatsa |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Betsileo]
mandositra (biby), manao tongotrankatoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |