|
|
|
|

Teny iditra 1  mandronjina
Fototeny  2 ronjina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manosika: Saika handronjina an' Imboasalama tany an-kady Andrianjafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to jostle, to push out of the way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 bousculer, pousser de côté [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20