Teny iditra (1/2) | 1 mandrorona (rorona) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Midina, manaraka fidinana, mitsiroroka [1.78] 4 Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo [1.1] 5 (lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy [1.1] 6 Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io [1.1] 7 Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro [1.1] 8 Miletsy laharana [1.13] 9 Manalefaka ny halaky [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 Déroger, régresser, déchoir [1.13] 11 Rétrograder [1.13] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 18 mandroròna (rorona) |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrorona |
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 21 mandrorona, maroñandro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |