|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrotika
Fototeny  2 rotika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrovitra zavatra ka mahatonga azy ho kotika tsy misy horaisina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to tear up, to disfigure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 déchirer, déchiqueter, défigurer [1.8]

Fivaditsoratra  11 mandikotra, mandrotika, 12 mitondraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20