| Teny iditra (1/2) | 1 mandrotsirotsy |
| Fototeny | 2 rotsirotsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy, na hahafinaritra azy fotsiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to rock and soothe a baby; to soothe, to deceive
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 balancer et endormir un enfant en murmurant
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 11 mandrotsirotsy |
| Fototeny | 12 rotsirotsy |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|