Teny iditra mandry tsirangaranga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
Mandry amin' ahiahy [1.1]
Tovy hevitra mandry tsy lavo loha
Singan-teny mandry ; tsirangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16