Teny iditra mandy (dy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To render wild or savage (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandy
Ny lasa : nandy
Ny hoavy : handy
Filaza mandidy : mandiza

Teny iditra mandy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Ihany koa: Nienga mandy ry sarangolahy teo iny a? (mbola lasa ihany koa ve ry tovolahy teo ireny) [1.78]

Teny iditra mandy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Mandroaka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20