Teny iditra (1/2) | 1 maneheña |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 manomboka [Betsileo]
[1.78] |
Teny iditra (2/2) | 4 maneheña |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
6 miankina, mitehina: Aza maneheña amin'io hazo ioio fa boboka any moa io ko nge mienjika eo (Aza mitehina amin'io hazo io fa lo anie io ka ndrao mianjera eo) [Betsileo]
[1.78] |
Tovy hevitra | 7 manehaña |
Fivaditsoratra | 8 henemana, maneheña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |