|
|
|
|

Teny iditra 1  manehoeho
Fototeny  2 ehoeho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy
8 Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to resound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 résonner [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21