|
|
|
|

Teny iditra 1  manejokejo
Fototeny  2 kejokejo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitarika olona amin' ny alalan' ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo aoka izany iny olona iny
9 Manangoly, manolikoly, manojikojy, manejokejo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04