| Teny iditra | 1 manelaka |
| Fototeny | 2 elaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Manendaka isan' elakelany, manasilaka
[1.1] |
| Tovy hevitra | 8 manaselaka, manelakelaka |
| Fivaditsoratra | 9 kalamena, 10 mañalake, manalake, manelaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|