| Teny iditra | 1 manelingelina |
| Fototeny | 2 helingelina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
9 Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to disturb one by frequent interruptions.
[1.2] 11 to distract, to bother [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 gêner, importuner, distraire, ennuyer
[1.8] |
| Ohatra |
13 Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana.
[2.472#67]
14 manelingelina anao aho? [2.583#4] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|