Teny iditra manelo (elo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hinder, to impede [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manelo
Ny lasa : nanelo
Ny hoavy : hanelo
Filaza mandidy : maneloa

Teny iditra mañelo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka] Marary [1.78]
  [Tanosy] Marary, manaintaina [1.78]
Fanazavàna teny anglisy (manelo) to be ill. [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20