|
|
|
|

Teny iditra 1  manemitra
Fototeny  2 temitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy temitra
9 Mamefy: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to surround; to cover walls with mats or paper [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 entourer; couvrir les murs de nattes ou de papier [1.8]
Ohatra  12  Ary ny manemitra ny trano no atao hoe mitohy lemitra. [2.48]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manemitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20