|
|
|
|

Teny iditra 1  manemotra
Fototeny  2 hemotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy
9 Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka?
10 Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to delay the time; to reduce [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20