Teny iditra | mañempeña | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manakatona, mandrindrindra: Fotoañ'ampela mahia: fotoana atao varangaraña ampeñina (fanaovam-potoam- behivavy mahia ny fotoana atao nefa ny varavarana arindrina/akatona) [1.78] | |
Fivaditsoratra | mampaneñe, mañempeña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |