|
|
|
|

Teny iditra 1  manempotra
Fototeny  2 sempotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra
9 Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [1.1]

Fivaditsoratra  manempotra, 10 mpanemotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20