|
|
|
|

Teny iditra 1  manendrihendry
Fototeny  2 hendrihendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitily, mitady haka zavatra raha vao tsy misy mahita
8 Mitovy tarehy amin' ny...: Manendrihendry ny reniny i Jaona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20