|
|
|
|

Teny iditra1  manenji-damaody
Singan-teny  2  manenjika, lamaody
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fatra-panaraka ny fomba fiakanjo na ny fomban' ny didy akanjo isaky ny misy vaovao miseho

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07