|
|
|
|

Teny iditra1  mañereñere
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] madio, tony (lanitra), very saina, very hevitra: Tsa hitany koa izay hatsony fa mañereñere mady eo i (Tsy hitany intsony izay hataony fa very hevitra fotsiny eo izy)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07