Teny iditra | 1 manetoka |
Fototeny | 2 ketoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrotika: Nanetoka ny tenako ilay alika 5 Mandevilevy mafy sady tampoka: Manetoka mafy izany olitra amin' ny nifiko izany [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 miketoka |
Fivaditsoratra | 11 antemoka, manatoke, manetoka, mañotake, mañoteka, tôkamena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |