Teny iditra | 1 manetrinketrina |
Fototeny | 2 hetrinketrina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Betsaka dia betsaka; mihahohaho: Manetrinketrina ny olona tango nijery lanonana teo amin' ny lapan' ny tanàna |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |