| Teny iditra | 1 manetsaka |
| Fototeny | 2 hetsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamonto
9 Manatanteraka, manatontosa: Nanetsaka ny faniriantsika Andriamanitra [1.1] |
| Fivaditsoratra | 10 mañakatse, manetsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|