|
|
|
|

Teny iditra 1  manetsika
Fototeny  2 hetsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra
9 Mampanonja; mampihevingevina, mampitopatopa: Manetsika ny ranomasina ny rivotra
10 Mamoha, mampipoaka indray: Tsy tokony hanetsika iny raharaha iny intsony ianao
11 Mampientana: Nanetsika ny foko loatra ilay hira tao
12 Mahatonga, miteraka: Manetsika ny alahelony ny fahitana ny fasana ilevenan' ny zanany
13 Mamadika, mamono lamba: Hanetsika an-dry Ramianoka sy Ratsizehena izahay, taona any [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 remuer, agiter, remettre sur le tapis [1.3]
Ohatra  15  Hafa ny mozika mahafinaritra sy manetsika azy ankehitriny. [2.436#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manetsika

Fivaditsoratra  17 manatsike, 18 manekatsy, 19 mañetsaky, manetsika, 20 mañitsake, 21 mekanista

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20