|
|
|
|

Teny iditra1  mangafoka
Fototeny  2  hafoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Maimaina kely rano
Tsy mifatratra tsara fa mibohabohaka
Makafoka
Mararirary toa maimaina ny ambavafo

Fivaditsoratra  5  famangoka, mangafoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21