Teny iditra | mangarangarana (harangarana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala: Rano madio mangarangarana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used of anything like a very clean piece of cloth, so clean as to be transparent, or of very clear water. [1.2] | |
Tovy hevitra | mangarana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mangarangarana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |